|
|
|
|

Teny iditra1 fohy maso
Singan-teny  2fohy, 3maso
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manan-kilema maso : mivohitra be loatra ny masony, ka tsy mahita afa-tsy akaiky. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  6near-sighted. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7myope. [1.8]
Voambolana  8 Fahasalamana
Tovy hevitra  9fohy fijery

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12